Entry 1/2 |
fikasihana
(kasika)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1]
|
Examples | Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany.
[2.424]
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
fikasihana
(kasika)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
|
Explanations in French | Fer à souder, archet de violon [1.3]
|
Synonyms | |
|