|
|
|
|

Entry1  fikezahana
Root  2  kezaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny aina: Tsy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1]

Updated on 2023/01/05