|
|
|
|

Entry1  fikobana
Root  2  kobana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetra na fomban' ny zavatra mikobana, izany hoe mihetsika indray rehefa avy nandry nilamina tsara [1.1]
Explanations in French  5  Manière de remuer, l'état de ce qui est agité, le renflement d'un habit [1.3#344]

Anagrams  6  bainkafo, fanakibo, faniboka, fibonaka, fikobana, nabofaky, nibafoka, nibofaka

Updated on 2023/02/28