|
|
|
|

Entry1  filangalanga
Root  2  langalanga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin' ny toerana avo, miringiringy, miavonavona, mianjonanjona

Updated on 2024/12/11