Entry | filasiana (lasy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany [1.1] | |
Anagrams | filasiana, fisaliana |
Updated on 2023/01/20 |