Entry | 1 filatsahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila |
Root | 4 latsaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |