|
|
|
|

Entry1  filelalela
Root  2  lelalela
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any
Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano
Toetran 'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany

Updated on 2024/12/11