Entry |
filo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala]
Fanjaitra [1.78]
|
| Fanjaitra [1.1]
|
Explanations in English | [Provincial]
A needle [1.2]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Aiguille [1.82]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
filo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny benitra eo andohan' ny basy izay ajoro ka atao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan' izany [1.1]
|
Explanations in English | Cross bayonets guarding a passage or road. [Eng. file (?).] [1.2]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|