|
|
|
|

Entry (1/2)1  filofosana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina
Root  4  lofo

Entry (2/2)5  filofosana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany
Root  8  lofo

Updated on 2024/12/07