|
|
|
|

Entry1  filonjo
Root  2  lonjo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina milonjo, izany hoe mitondra enta-mavesatra samy irery, mitondra ny mafy tsy misy mpanampy

Updated on 2024/12/11