Entry | filôzôfia | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1] | ||
Explanations in English | Philosophy [3.1] | ||
Explanations in French | Philosophie [1.13] | ||
Examples | Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa?
[2.285] | ||
Vocabulary | Philosophy | ||
Compound words |
| ||
Hyponyms | |||
Origin | English: philosophy. French: philosophie. | ||
Updated on 2024/04/14 |