Entry | 1 finganina |
Root | 2 fingana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany |
Morphology |
|
Anagrams | 9 faningina, finganina, finingana, nafingany, nifangany |
Updated on 2025/01/21 |