Entry | 1 finoanoam-poana |
Root | 2 ino, foana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 [1.7] superstition |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.5.fr#155, 1.66] superstition |
Examples |
6 misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur) [1.66] 7 Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. [1.316#70] |
Vocabulary |
8 Religions, Beliefs |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |