Entry | 1 fioitra |
Root | 2 oitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny zavatra na olona mioitra, izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin' ny maha-izy azy, raha olona [1.1] |
Explanations in French |
5 manière de se soulever, de refuser [1.3] 6 résistance [1.13] |
Anagrams | 7 atifiro, fioitra, foitray, irifato |
Updated on 2023/01/20 |