Entry | 1 fiolahana |
Root | 2 olaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.13] inflexion |
Examples |
5 sy be zoron-trano fiolahana ary tsy azo ho namana tahaka ny vinanto antitra. [2.346#19] 6 Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587#] 7 Mampalahelo ihany anefa fa misy Malagasy tsy hendry, izay mamadika io fanao tsara io ho fiolahana. [2.436#] |
Compound words |
|
Anagrams | 9 fialohana, filoahana, fiolahana, hafalinao, hafalonay, halafinao, halofanay, hialofana, hilaofana, lafihanao |
Updated on 2023/01/20 |