|
|
|
|

Entry1  fiombonana
Root  2  ombona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiarahana manao, fiarahana mamana
Explanations in English  5  [1.7] an association, a community
Explanations in French  6  [1.8] association, communauté
Examples  7  [1.317#] Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana.
8  [2.298#] lo vohitra io, ataoko fiombonana no anarany.
9  [2.606#] Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay.
Proverbs  10  Proverbs containing the word fiombonana

Updated on 2024/12/11