|
|
|
|

Entry1  fiondrana
Root  2  ondrana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taisaka] toeram-panondranana
5  [1.1] Fomba entina miondrana, miditra amin' ny lakana na sambo mba handeha hiampita

Anagrams  6  afandrony, afondrany, andofiran, fandriona, fanindroa, fiondrana, nandofira, nofadiran

Updated on 2025/01/21