|
|
|
|

Entry (1/2)1  fioritra
Root  2  oritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
5  Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1]

Entry (2/2)6  fioritra
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  fihogo [Taimoro] [1.78]
Synonyms  9  oritra

Anagrams  10  aforitry, fioritra, firiotra

Updated on 2023/01/20