Entry | 1 fipaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mipaka Toetran' ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin' ny...: Tsy tsara ny fipakan' ny farafara amin' ny rindrina |
Root | 4 paka |
Anagrams | 5 fikapa, fipaka, pifaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |