Entry | 1 fipentsompentsona |
Root | 2 pentsompentsona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona mipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria: Tsisy tsy gaga amin' ny fipentsompentson-dRavehivavy iny |
Updated on 2024/12/11 |