Entry | 1 fipepo |
Root | 2 pepo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra |
Updated on 2023/01/20 |