Entry |
firaharahana
(raharaha)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [1.1]
|
Explanations in French | L'occupation, le soin, la délibération [1.3]
|
Examples |
1 | dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy.
[2.69]
|
2 | Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany?
[1.369]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|