Entry (1/2) | 1 firaina |
Root | 2 fira |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay 5 Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [1.1] |
Explanations in English |
6 to be cut, to be reaped. [1.2] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 firaina |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 fangoraham-po [Taimoro]
[1.78] |
Anagrams | 14 fairina, fiarina, firaina, ifirana |
Updated on 2023/01/20 |