Entry 1/2 |
firaisana
(iray)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Union; agreement [1.7]
|
Explanations in French | Union; accord [1.8]
|
| Rapport sexuel, accouplement [1.13]
|
Examples |
1 | Ho amin' ny firaisana no nahatongavany.
[2.356]
|
2 | Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra.
[2.332]
|
|
Compound words |
|
Titles |
|
Analogs |
filomiana |
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
firaisana
(iray)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|