|
|
|
|

Entry1  firenireny
Root  2  renireny
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mirenireny, na mandehandeha atsỳ sy arỳ tsy misy antony, mivezivezy foana

Updated on 2024/12/11