Entry (1/3) | 1 firitsoka |
Root | 2 ritsoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika [1.1] |
Entry (2/3) | 5 firitsoka |
Root | 6 ritsoka |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika) [1.1] |
Explanations in English |
9 [Mod. s. from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod. Same as faritsoka [1.2] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 11 firitsoka |
Part of speech | 12 noun |
Vocabulary |
13 Botany |
Explanations in French |
14 (de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre). Sophora tomentosa L. (Fabaceae). Les boutons floraux sont très riches en flavonosides. [Tankarana]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 16 firitsoka, fisokitra |
Updated on 2020/07/31 |