|
|
|
|

Entry1  firohotra
Root  2  rohotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny vahoaka nijery ireo fiarakodia nifandona [1.1]
5  fifindra-monina rodobe [1.13]
Explanations in French  6  manière d’aller en foule [1.3#543]
7  exode [1.13]
Other spellings  8  firohitra

Anagrams  9  firohotra, haforitro, hirofotra, horifatro

Updated on 2021/10/04