Entry | fisalasalana (salasala) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1] | ||||||
Explanations in English | Doubt, hesitation [1.7] | ||||||
Explanations in French | Doute; hésitation [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Updated on 2023/09/04 |