|
|
|
|

Entry1  fisamahana
Root  2  samaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany
5  Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa [1.1]

Anagrams  6  famisahana, fisamahana, hamafisana, hanamafisa, hanasafiam, mifañasaha

Updated on 2023/01/20