Entry | 1 fisamboritana |
Root | 2 samboritra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna |
Synonyms | 5 fisamboritra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |