Entry | fisarihana (sarika) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1] | |||
Explanations in French | Attraction, tirage [1.13] | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | fihisarana, fisahirana, fisarihana |
Updated on 2023/08/11 |