|
|
|
|

Entry1  fisavàna
Root  2  sava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very
Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra
Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao
Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay
Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra
Quotes  5  Texts mentioning fisavàna

Updated on 2024/12/11