|
|
|
|

Entry1  fisavihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy
Fandraisana (omby) amin' ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby!
Fihamboana zavatra tsy an' ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io
Root  4  savika

Updated on 2024/12/11