|
|
|
|

Entry1  fisefosefoana
Root  2  sefosefo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao

Updated on 2023/01/05