|
|
|
|

Entry1  fiseho
Root  2  seho
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera [1.1]
Explanations in French  5  Manière d’apparaître [1.3#595]
Examples  6  Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho. [2.4#]
7  Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#]
Compound words 

Anagrams  9  fiseho, hisefo

Updated on 2023/08/11