|
|
|
|

Entry1  fisidinana
Root  2  sidina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna.
Fandehanana haingana mitsoriaka: Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: tsy tra-maso ny fisidinany teo.
Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy mby tsy gaga amin'ny fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona.

Updated on 2024/12/26