Entry | fisintahana (sintaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory. [1.1] | |
Anagrams | fihantsiana, fisintahana, ifantsihana |
Updated on 2023/01/05 |