|
|
|
|

Entry1  fisitisity
Root  2  sitisity
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana.
Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy.

Updated on 2023/01/05