Entry | fisiviana (sivy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka. [1.1] | |
Explanations in French | Le partage en neuf parties [1.3] | |
Updated on 2023/01/20 |