Entry | fisoirana (soitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisavasavana ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely lavalava; fakana voankazo amin'ny hazo marani-doha; fandentehan'ny omby ny tandrony amin'ny tany. [1.1] | |
Anagrams | fisoirana, isiforana |
Updated on 2023/01/05 |