|
|
|
|

Entry1  fisokoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany.
Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly.
Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko.
Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo.
Root  4  soko

Anagrams  5  anofisako, fisokoana, nisafoako

Updated on 2025/01/21