Entry | 1 fisolotihana |
Root | 2 solotika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka: Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra. |
Updated on 2023/01/05 |