Entry | 1 fisomedika |
Root | 2 somedika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |