|
|
|
|

Entry1  fisompiranana
Root  2  sompirana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra
Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io
Explanations in French  5  [1.13] obliquité

Updated on 2024/12/11