|
|
|
|

Entry1  fisonenehana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandihizana misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy ara-dalàna tsara: Endre izany fisonenehan'ny zana-drazana manao tsipisandry sy velatanana.
Root  4  sonenika

Updated on 2024/12/11