Entry | 1 fisongadinana |
Root | 2 songadina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity. Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. |
Anagrams | 5 |
Updated on 2025/01/21 |