|
|
|
|

Entry1  fisosana
Root  2  sosa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana
Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika
Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny
Synonyms  5  fisosa

Updated on 2024/12/11