|
|
|
|

Entry1  fisovohana
Root  2  sovoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao.

Updated on 2024/12/11