|
|
|
|

Entry1  fitafitafy
Root  2  tafitafy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana.

Updated on 2024/12/11