|
|
|
|

Entry1  fitafofotra
Root  2  tafofotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy: Amin'ny rivo-doza, ny fitafofotry ny rivotra no loza noho ny fifafin'ny orana.

Updated on 2024/12/11